Asa:
Mpisolo tena ara-barotra mandehandeha
Ny atao:
Famporisihana sy fanentanana ny mpividy amin’ny lafiny fanjifana
Fanaraha-maso ny ambim-bavan’ny mpividy sy ny fanorona azy
Famerenana tatitra ara-barotra (fanarahna ny fifaninanana misy, sns.)
Fiantohana ny tatitra ara-barotra ara-potona amin’ny mpitantana orin’asa
Marim-pahaizana takiana:
Baccalauréat miampy 2 taona farafahakeliny amin’ny fitantanana ara-barotra
Ho an’ny:
Lehilahy / vehivavy
Taona farafaha ambaniny:
30 taona
Faharetana amin’ny asa:
5 taona niasana amin’ny maha Mpisolo tena ara-barotra mandehandeha
Ireo fepetra takiana:
Hentitra sy manana fandrindrana asa
Mahaleo tena sy afaka miara miasa ao anaty antokon’olona
Fifehezana fototra ny solo saina (word, excel, powerpoint, mail, etc.)
Mahafehy tsara ny fiteny frantsay
Mahazaka mandeha any amin’ny faritany
Tompona fahazoan-dalana mitondra fiara sokajy B