VAO SHAMPOOING Menthe (solila)
Shampooing miaro min’ny hanga-drano vita amin’ny singa ao amin’ny solila (menthe).

Shampooing mahery tena ilaina hanadio ny volo salama, mangirn sy maivana.

Tena tolotra ho fanaparitahana sy fanamboarana ny volo lava matetika mora simba loham-bolo. Ny VAO Shampooing misy solila dia voamboatra manokana ho an’ny volo malefaka sy malemilemy.

Ny hodi-doha misy ny hanga-drano dia hodi-doha marary aloha, izay mila tena atao malefaka. Noho ny singa tena tsara mangatsiatsiaka sy manamafy avy amin’ny solila (menthe) voajanahary maintso ao amin’ny VAO Shampooing Menthe, dia miala avy hatrany ny hanga-drano ary maharitra ny asany. Mitony ireo hidihidy ary voahaja ny toetrin’ny hodi-dohanao teo aloha.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

12X20, 300ml, 5L, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO SHAMPOOING Menthe (solila)
Shampooing miaro min’ny hanga-drano vita amin’ny singa ao amin’ny solila (menthe).

Your email address will not be published. Required fields are marked *