VAO SHAMPOOING Bébé
Shampooing namboarina manokana ho an’ny zazakely.

Ny VAO Shampooing Bébé dia namboarinay manokana ho an’ny hodi-doha malemilemin’ny zazakely.

Manadio, manasitrana ary miaro moramora ny volo malefakin’ny zazakely izy noho ny fanamboarana vita tsara mba hanakely ny kisendrasendra amin’ny hidihidy (allergie).

Asio VAO Shampooing Bébé toy ny kanety kely y hodi-dohan’ny zazakely efa mando mialoha. Ataovy mandroatra ary sasao amin’ny rano madio.

Raha sendra misy tafiditra any anaty maso dia sasao amin’ny rano madio.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO SHAMPOOING Bébé
Shampooing namboarina manokana ho an’ny zazakely.

Your email address will not be published. Required fields are marked *