VAO COCO Vanille (vanila)
Diloilo coco (voanio) voamanitra amin’ny vanila

Misy fomba aman’arivony ny fampiasana ny diloilo coco araky ny mahazatra amin’ny fanatsarana ny vatana.

Ny diloilo coco dia vokatra iray ho an’ny fanatsaram-batana!

  • Fampiasana azy hamelona sy ahamandina ny hoditra.
  • Fanositra amin’ny volo maina, ngita sy miolakolana: osory ary koseo ny volo, avy eo dia sarony lamba mafana ary avelao amin’izao , raha azo atao mandritra ny alina tontolo alohan’ny hanasana azy amin’ny savony shampooing.
  • Saratsarao amin’ny tànana ny volo tena maina ary ataovy mitsotra sy malefaka.
  • Karakarao ary arovy ny vakivaky sy ny tresaka amin’ny hoditra.
  • Manome fofona tsara sy maivanaa ny volo.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO COCO Vanille (vanila)
Diloilo coco (voanio) voamanitra amin’ny vanila

Your email address will not be published. Required fields are marked *