VAO COCO Rose (Raozy)
Diloilo coco (voanio) voamanitra amin’ny raozy

Ny fofona manitra manitona amin’ny raozy ao anaty VaoCoco vita amin’ny r aozy dia hanova ireo fikarakaranao ho fahafinaretana feno mahafinaritra.

Ireo antoka lehibe hananan’ny diloilo coco ho an’ny hoditra.

Tena mamelombelona ny diloilo coco manampy amin’ny ady atao amin’ny fahamainan’ny vatana. Menaka iray tsara sy malefaka ary manana hery manasitrana izy hoy: Sandrine Rad manam-pahaizana momba io akora io. Mampitony sy manalefaka ny tasy menamena amin’ny hoditra, manamaivana ny hoditra may amin’ny masoandro. Tsy fantatra loatra fa ny asany mampitony dia mitovy amin’ny an’ny aloes vera, hoy ny manam-pahaizana. Ankoatr’izay, noho ny galénique ao aminy, ny diloilo coco dia mitondra ihany koa safosafo ho an’ny hoditra, ary ny ambony indrindra izay tsy hadino dia ilay fofona manitra malefaka toy ny any am-paradisa. Azo atao fanosotra izy, amin’ny vatana manontolo ary na dia amin’ny tarehy aza! Ny molotra, ny manodidina ny maso dia ho velombelona avokoa.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO COCO Rose (Raozy)
Diloilo coco (voanio) voamanitra amin’ny raozy

Your email address will not be published. Required fields are marked *