VAO COCO+ Olive
Diloilo coco (voanio) nampiana amin’ny diloilo oliva

VAO COCO+ Olive dia vita amin’ny diloilo coco nesorina fofona ary nampiana diloilo olive

Noho ny fikamnbanan’ny tombontsoa avy amin’ireo diloilo kosmetika toy ny coco tsy misy fofona, ny karite sy ny olive (misy coenzyme anti-age Q10) ary koa ny vitamin E, ny VaoCoco+Olive dia tena mamelona ny hoditra sy ny volo. Ny fomba fanamboarana azy (formule) dia 100% voajanahary ary feno “anti-oxydants” dia tena manamandina sy miaro ny hoza-bolonao izay hiverina indray hamiratra sy hatanjaka.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO COCO+ Olive
Diloilo coco (voanio) nampiana amin’ny diloilo oliva

Your email address will not be published. Required fields are marked *