VAO COCO Nature (Natiora)
Diloilo coco (voanio) 100% natoraly

Nohon’ny fatran’asidra matavy ao aminy, dia hampirisihina ny fampiasana ny diloilo cocoamin’ny fikojana ny hatsaran-tarehy sy amin’ny hoditra.

Ny diloilo coco dia misy singa roa lehibe indrindra: ny vitamin A izay mikoja lalina ny hoditra. Miaro ny hoditra tsy ho simba aloha loatra  ny sela-pahanterana (vieillissement). Ny vitamina E dia “oxydant” natoraly iray. Noho ireo hery mamelona sy manorona, ny diloilo coco dia mpisehatra vaovao eo min’ny vokatra fanatsarana ny hoditry ny vatana.

Manamafy ny volo koa izy, ka manome endrika mangirana sy fahamafisana ho azy. Ambonin’izany, ny diloilo coco dia mamelona sy manalama ny hoza-bolo, mampangirana ny volo ary manamafy sy manamanitra tsara azy. Manan-karena amin’ny asidra matavy tena ilaina koa izy ary manamandina ka tena mora raisin’ny hoditra.

Nohon’ny fatran’ny asidra matavy ambony ao aminy, dia hampirisihina ny fampiasana ny diloilo coco amin’ny fikojana ny hatsaran-tarehy sy amin’ny hoditra.

Raha mila fanampim-panazav ana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO COCO Nature (Natiora)
Diloilo coco (voanio) 100% natoraly

Your email address will not be published. Required fields are marked *