VAO COCO+ Kinana
Diloilo coco (voanio) nampiana amin’ny diloilo kinana (ricin)

VAO COCO+ Kinana (ricin) dia vita amin’ny diloilo coco nesorina fofona ary nampiana diloilo kinana (ricin), miaro @ masoandro, mony, …. , miaro @ volo vakivaky sy manampy @ fitsirian’ny volo.

Nankalazaina ho fanatsarana ny hoditra, ny volo, ny hoho, ary na dia ho enti-miady amin’ny aretina isan’andro, ny diloilo kinana (ricin) dia anisan’ireo harena voajanahary tsy azo ialana!

Manan-karena asidra matavy sy vitamina E ny diloilo kinana (ricin) dia afaka manamandina sy mamelona lalina ny hoditra amin’ny fanamboarana moramora ny ao ambanin’ny hoditra, mahafatra-po ho an’ny hoditra maina, mety tsara ihany koa amin’ny hoditra marary (hodi-potsy, may, tsatsakoitra, mony, sns.).

Ny fatran’asidra matavy ao amin’ny diloilo kinana dia afaka mamelona ny hodi-doha. Mampangirana, manalefaka, manatevina kokoa ny volo, ny volo-maso ambony na ambany ary manafaingana ny fanirin’ny volo.

VaoCoco+Kinana (ricin) dia fikambanan’ny diloilo kinana sy diloilo coco voajanahary ary mampifangaro ny tombontsoan’ireo harena voajanahary roa ireo.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO COCO+ Kinana
Diloilo coco (voanio) nampiana amin’ny diloilo kinana (ricin)

Your email address will not be published. Required fields are marked *