VAO COCO+ Jojoba
Diloilo coco (voanio) nampiana amin’ny diloilo jojoba

VAO COCO+ Jojoba dia vita amin’ny diloilo coco nesorina fofona ary nampiana diloilo jojoba, karité sy vitamina E

Ny diloilo Jojoba dia diloilo mahagaga! Mety amin’ny karazana hoditra rehetra na hoditra maina, malefaka na hoditra mora tratran’ny tasy menamena. Noho ny heriny lehibe tsy misy toy izany dia mamerina, manalefaka, manasitrana ary mamelona izy sady tsy manasy koa. Ny fanosorana azy amin’ny volo dia manome indray tanjaka sy mampangirana ny volo ny VaoCoco+Jojoba.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO COCO+ Jojoba
Diloilo coco (voanio) nampiana amin’ny diloilo jojoba

Your email address will not be published. Required fields are marked *