VAO COCO Jasmin
Diloilo coco (voanio) voamanitra amin’ny jasmin

VaoCoco vita amin’ny Jasmin, dia afaka misitraka ireo soa azo avy amin’ny diloilo coco ianao ary misitraka ihany koa ny fofona tsara tsy manan-tsahala avy amin’ny “Jasmin de sambac”

Ny Jasmin: tsy fahita ary tena soa

Akora tsy fahita firy ary tena so any “Jasmin” dia toy ny voninkazo manana fofona tena manitra sy manintona tsara. Naha-panan-karena ny tanàna atao hoe Grasse izy teo anelanelan’ny taon-jato faha –XVII sy XX, koa amin’izao androntsika izao dia volena indrindra izy any Egypta ka hotazan’ireo vehivavy eo amin’ny fiposahan’ny masoandro ny voniny ary tehirizina tsara mba tsy ho very ilay fofony mamerovero. Ny vonina “Jasmin de sambac” dia voninkazo iray tena tsy fahita firy izay manome fofona tena tsara ary tsy manan-tsahala ampiasaina indrindra amin’ireny toeram-pamokarana ranomanitra avo lenta. Ny fofony tena tsara, mamy sy maivana avy amin’ilay singa “Jasminumgrandiflorum”. Ao anatin’ny fianakaviam-ben’ny atao hoe “florale” izy. Azo hanaovana sy hanamboarana ireo fofona tena tsara izy atao hoe: “fénunins orientaux à tendance florale ou boisée” ary ireo “féminins floraux” tena voatokana ho an’ny vehivavy.

Ny VaoCoco vita amin’ny “Jasmin”, dia afaka misitraka ireo tombontsoa avy amin’ny diloilo coco ary misitraka ny fofona tsy manan-tsahalan’ny “Jasmin”.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “VAO COCO Jasmin
Diloilo coco (voanio) voamanitra amin’ny jasmin

Your email address will not be published. Required fields are marked *