TSARA Vaseline

Ny vaselina dia avy amin’ny solitany, izay efa napiasaina nandritra ny ampolo taonany maro ary koa tena be mpampiasa, manomboka any amin’ny fikojakojana hatrany amin’ny fitsaboana biby. Ny hatsarana entiny ho an’ny hoditra dia fantatra manerana izao tontolo izao ary ny heriny mifototra amina singa fototra roa:

  • Amin’ireo singa tena matavy izay mety ho hita ao aminy dia manana anjara asa sady mamelona no miaro
  • Ny vaselina dia taharo iray tena malefaka : noho izy mineral, ny vaselina ihany koa dia tsy miteraka kisendrasendrana hidihidy (allergie). Eo amin’ny lafiny fitsaboana izy dia farany madio ary tsy ahitana taharo hafa.

Ny vaselina TSARA dia azo jifaina amin’ny fatra 50g ( eny amin’ny tsena lehibe sy eny min’ny tsena tsotra ary eny amin’ny toeram-pivarotam-panafody) ary amin’ny fonosana ampiasaina indray mandeha mba ho takatry ny fahefa mividin’ny rehetra.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

7ml, 30ml

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “TSARA Vaseline”

Your email address will not be published. Required fields are marked *