TSARA Huile nourrissante Ricin

Ny huile nourrissantes Ricin amin’ny fatra 50 ml dia ampiasaina amin’ny hoditra sy ny volo ihany koa. Ny menaka ricin dia anisan’ny fanafody voajanahary tsy fahita firy noho ny fampiasana azy izay mifandraika amin’olana rehetra amin’ny fahasalamana. Ampiasaina izy hanasitranana ny areti-koditra toy ny hidihidy, ny main’ny masoandro ary ny mony, ampiasaina ihany koa hanaisorana ny teigne sy hanamaivanana ny mikentrona amin’ny tarehy. Ampiasaina amin’ny volo ihany ko izy mba hanafainganana ny fitombon’ny volo, ary hanalefahana ny aretin’ny vanintaolana.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “TSARA Huile nourrissante Ricin”

Your email address will not be published. Required fields are marked *