TSARA Huile nourrissante Olive

Ny Huile nourrissante Oliva amin’ny fatra 50 ml dia fampiasa amin’ny hoditra sy ny volo. Ny mampiavaka ny Oliva dia noho izy manana toetra manala fanaintainana izay mampihena ireo manaintaina amin’ny vanintaolana sy ny hozatra. Ampiasaina ihany koa ho amin’ny volo mba hampatonga azy ho mandimandina. Ampiasaina amin’ny hoditra ihany koa mba hampalama azy ary indrindra ampiasaina hanesorana makiazy.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “TSARA Huile nourrissante Olive”

Your email address will not be published. Required fields are marked *