TSARA Huile nourrissante Jojoba

Ny huile nourrisante jojoba amin’ny fatra 50 ml dia fampiasa amin’ny hoditra sy ny volo. Mampintony sy mamerina indray amin’ny laoniny ny toetrany tsy manantsahala raha amin’ny samy zava-maniry. Ampiasaina mba hanarenana sy hiarovana ny hoditra, ampiasaina ihany koa hanesorana ny mony fa indrindra ny bakteria. Ho an’ny volo dia ampiasaina mba hampangirana sy hanamafy nefa tsy mahatonga azy ho toy ny misy menaka.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “TSARA Huile nourrissante Jojoba”

Your email address will not be published. Required fields are marked *