TSARA Baume Relax

Ny baume relax TSARA (misy amin’ny fatra 7ml sy amin’ny tavoahangy 30ml) dia ampiasaina hanalana ny havizanana, manalefaka ny fanaintainan’ny hozatra sy ny faritra ambanin’ny lamosina ary mampihena ny fivontosan’ny vanin-taolana. Azo ampiasaina ihany koa amin’ny sery sy ny kohaka ary mampalalaka ny lalan-drivotra.

Azo hanaovana hotra malefaka eo amin’ny tratra sy amin’ny tenda, na koa atao evoka, ny baume relax TSARA dia manavaina haingana ny sery raha vao miandoha izany.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

7ml, 30ml

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “TSARA Baume Relax”

Your email address will not be published. Required fields are marked *