TSARA Baume Ravintsara

Ny bauma Ravin-tsara (misy amin’ny fatra 7ml sy amin’ny tavoahangy 30ml) dia miady amin’ny fanaintainana, manalefaka ny fihenjanana eo amin’ny hozatra sy mampalalaka ny lalan-drivotra. Ampiasaina amin’ny sery, tsy fahazakana sakafo na zavatra hafa, ny koha-maina ary koa ny kohaka arahina rehoka noho ny fananany hery miady amin’ny aretin’ny lalan-drivotra, ny sinusita ary ny taovam-pisefoana.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

7ml, 30ml

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “TSARA Baume Ravintsara”

Your email address will not be published. Required fields are marked *