TSARA Baume Katrafay

Ny baume Katrafay TSARA dia manala ny havizanana sy manalefaka ny fanaintainana. Tena mandaitra ary miady amin’ny aretin’ny vanintaolana (rhumatisma) sy manasitrana ihany koa ny fanaintainana ambanin’ny hoditra.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

7ml, 30ml

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “TSARA Baume Katrafay”

Your email address will not be published. Required fields are marked *