IMPEC Vitre
Ranon-tsavony ho an’ny fitaratra

IMPEC Vitre dia manadio, mamono bibikely ary mampamiratra ny fitaratra manontolo.

Amin’ny fomba fanamboarana tena marihitra (concentrée) ny IMPEC Vitre dia manadio, mamono bibikely ary mampangirana lafim-pitaratra rehetra amin’ny fomba mandaitra sy tsy mamela dian-donto. Ny fofony manitra toy ny avy any an-dranomasina mety hifanaraka tsara amin’ny tontolo manodidina troplikaly dia afaka manamanitra ny manodidina ny toerana ampiasana azy.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

500ml, 5l, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Vitre
Ranon-tsavony ho an’ny fitaratra

Your email address will not be published. Required fields are marked *