IMPEC Vaisselle Pomme Raisin
Ranon-tsavony fanasana vilia.

Ny IMPEC vaisselle dia jifainao amin’ny fatra 5L, 750ml ary 350ml ary mety amin’ny safidy sy ny fahefa-mividin’ny rehetra.

IMPEC vaisselle dia miavaka amin’ny fomba fanamboarana azy ho tena marihitra (super concentré) mba hanala tsara sy mora ny menaka. Tete vitsivitsy dia ampy hanasàna ireo vilianao isan’andro. Ho toro-làlana, tsindry kely telo miraraka (3 gouttes) dia ampy amin’ny fanasana karazam-bilia folo.

Voamanitra malefaka amin’ny solila-voazary makirana voajanahary (menthe-citron), paoma-voaloboka (pomme-raisin) ary vonina cerisiers, ny fanasana ireo karazam-bilianao amin’ny ranon-tsavony IMPEC dia hanova ho fahafinaretana ny fotoananao manasa vilia.

Ny IMPEC vaisselle dia jifainao amin’ny fatra 5L, 750ml ary 350ml ary mety amin’ny safidy sy ny fahefa-mividin’ny rehetra.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

750ml, 350ml, 5l, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Vaisselle Pomme Raisin
Ranon-tsavony fanasana vilia.

Your email address will not be published. Required fields are marked *