IMPEC Spray Multi Usages
Manadio mamono bibikely.

IMPEC MULTI USAGES  dia namboarina manokana hanadiovana ny lafin-javatra rehetra na inona na inona.

Izy io dia misy singa manadio sy singa manala menaka izay miaro amin’ny fiangonan’ny vovoka ary mamela fofona manitra natoraly.

Mba hisian’ny mamiratr tsy misy tomika, dia tsy ilaina intsony ny mikosoka mafy mandreraka, ny ilaina dia avela hipetraka sekondra vitsy.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

500ml, 5l, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Spray Multi Usages
Manadio mamono bibikely.

Your email address will not be published. Required fields are marked *