IMPEC Sol Pomme
Fanadiovana ny faritra ambany amin’ny trano.

Ny fanadiovana ny faritra ambany amin’ny ao an-trano dia vita amina raiki-pohy manokana mba entina manadio sy manala ny menaka amin’ny fomba farany izay mandaitra tsy hampiasana hery betsaka.

Azo hanadiovan “carreaux” ary koa ireo rehetra mahakasika ny faritra ambany ao an-tokatranonao. Miaraka amin’ny fanadiovana ny faritra ambany IMPEC, ho lasa fahafinaretana ho anao ny fanadiovana ny ao an-tranonao. Koa ahazoana mamaly ny fangatahan’ny maro, IMPEC Sol dia azo jifaina amin’ny fatrany 1L sy 5L.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

1l, 5l, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Sol Pomme
Fanadiovana ny faritra ambany amin’ny trano.

Your email address will not be published. Required fields are marked *