IMPEC Parfum d’Ambiance Menthe
Manala fofona.

Vita amin’ireo diloilo “essences” voajanahary, ny fofona framboise-mandarinina ao amin’ny IMPEC Parfum d’Ambiance dia hanome fofona iray vaovao indray ny ao an-tranonao.

Fantaro ireo fofona manitra mahafinaritra IMPEC amin’ny fofona manitra roa:

  • IMPEC Spray d’Ambiance vita amin’ny diloilo voajanahary:

Voamboatra amin’ny diloilo azo avy amin’ny solila (menthe), Ravintsara sy Niaouli.

Io vokatra io dia mampitambatra ny tombontsoa azo avy amin’ny zava-maniry an’ireo diloilo hafa vita eto Madagasikara mba hanome rivotra manitra amin’ny faritra anaty tranonao.

Ny raiki-pohiny izay mitondra hery mamelona aina, mitondra tanjaka sy fitoniana dia miantoka fahatsapana fahafinaretana tsy manan-tsahala.

  • IMPEC Spray d’Ambiances framboise-mandarinina:

Voambotra amin’ny menaka manitra voajanahary, ny hanitra framboise-mandarinina ao amin’ny IMPEC Parfum dia fomba iray vaovao entina manamanitrar ny fofon’ny rivotra ao an-tranonao. Ny tavoahangy hatsifitra izay tena mora ampiasaina dia manafaingana sy manamora ny fomba entina manamanitra ny ati-tranonao sy ny fitoeran’akanjonao, ary mitondra hanitra manoka ho toy ny eny amoron-dranomasina.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

300ml, 5l, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Parfum d’Ambiance Menthe
Manala fofona.

Your email address will not be published. Required fields are marked *