IMPEC Nettoyant Ménager
Fanadiovana amin’ny faritra rehetra ao an-trano, mbola tapohina atao matsora.

Ny fanadiovana IMPEC nettoyant ménager dia natao hanadiovana sy hanala ny menaka amin’ny faritra rehetra azo diovina ao an-trano. Afany avokoa ny loto sy ny tasy faran’izay sarotra esorina noho ny fananany ny raiki-pohy tena tsara. Eo ihany koa ny hanitra entiny mitondra fofona mahafinaritra sy fahadiovana ary fahafinaretana ao an-tokatrano.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

1L, 5L, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Nettoyant Ménager
Fanadiovana amin’ny faritra rehetra ao an-trano, mbola tapohina atao matsora.

Your email address will not be published. Required fields are marked *