IMPEC Main & Visage
Ranon-tsavony ho an’ny tànana

IMPEC main, savony ranony ho an’ny tànana dia natao indrindra hitondra alefahana sy hatsiatsiaka ho an’ny hoditrao. Tetina kely boribory (noisette) dia ampy hanasana tsara ny tànanao. Avy amin’ny pH neutre iray (na pH  iray manakaiky ny hoditra), IMPEC  main dia manaja ny toetra voajanaharin’ny hoditrao fa kosa tsy toy ireo sasany mafy manana fiantraika alcalino izay mety manimba ny fahasalamana sy fahatsaran’ny hoditrao rahefa ela ny ela.

Ny fanasana tànana amin’ny savony mafy dia hitondra otrik’aretina hifindra tarian’izay mampiasa azy amin’ny hafa. Ny savony ranony kosa izay tsy misy ifandraisany amin’ny loton’ny tànana, dia manjary namana tsy azo ialana hoan’ny fahadiovana lafatra.

Voamanitra tsara sy malefaka amin’ny fofon-drozy manitra avy any Damas, dita maintso sy taretra ( aloes) sy vera, paiso-manga sy voa paiso mamy (amende douce), ny fanasana ny tànana amin’ny IMPEC main dia manjary fotoam-pafinaretana sy fialam-boly mahafinaritra.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

300ml, 5l, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Main & Visage
Ranon-tsavony ho an’ny tànana

Your email address will not be published. Required fields are marked *