IMPEC Gel WC Florale
Fanadiovana trano fivoahana.

Ny IMPEC gel WC dia fanadiovana namboarina manokana hanadio ny fitaovana fanaovana maloto sy ahafahana mikojakoja azy amin’ny andavan’andro.

Izy dia manala ny loto, manadio, ary mamono ny mkraoba ary indrindra mampangirana ireo fitaovana ampaisaina amin’izany. Ny toetriny “gel” dia ahafahany miraikitra ary manaisotra tsara any loto  amin’ny sisiny mitongilana;

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,

Additional information
Variations

500g, 5kg, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Gel WC Florale
Fanadiovana trano fivoahana.

Your email address will not be published. Required fields are marked *