IMPEC Gel Mains désinfectants (gel fanadiovana tànana)
Gel misy alikaola mifangaro rano.

Hita amin’ny fatra 50ml, 500ml ary koa amin’ny daba izay azo fahanana.

  • Mamono ny virosy
  • Mamono bakteria
  • Mamono ny olatra

Ny gel alikaola mifangaro amin’ny rano dia azo anasana tànana, manala ny mikraoba, ary manalefaka ny tànana. Manala eo no eo ny otrik’aretina amin’ny hoditra, ary miaro amin’ny fifindran’ny aretina sy ny bakteria. Idealy amin’ny fanadiovana ny tànana tsy misy rano na savony. Tsotra ny fampiasa azy, asiana gel telo mitete monja ny tànana ary kosehina amndra-paha aminany tanteraka. Ampiasainaa aloha na ao  aorianan’ny hetsika ilana fanadiovana tanteraka ny tànana.

Izy ity dia hita amin’ny fatra 50ml, 500ml ary koa amin’ny daba 5L izy azo fahanana.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Additional information
Variations

5ml, 500ml, 5L, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Gel Mains désinfectants (gel fanadiovana tànana)
Gel misy alikaola mifangaro rano.

Your email address will not be published. Required fields are marked *