IMPEC Gel Déboucheur (gel fanadiovana fantsona)
Fanadiovana fantsona amin’ny soda. (Soude)

Ny gel mpanadio fantsona IMPEC dia manla ny tsentsina amin’ny fantsona ivarinan’ny rano avy ao amin’ny fanasan-dovia, fanasana tànana, efitrano fandroana, koveta fandrona, mifantoka amin’ny tsentsina misy.

  • Manala ny tsentsina anaty fantsona ao anatin’ny 15 minitra monja.
  • Gel mifototra amin’ny soda mavesatra.
  • Mandaitra avy hatrany amin’ny fahatsentsenana ateraky ny menaka, volo, savony, sns.

Ny gel mpanadio fantsona IMPEC  dia manala ny tsentsina amin’ny fantsona ivarinan’ny rano avy amin’ny fanasan-dovia, fanasana tànana, trano fandrona, koveta fandroana amin’ny tsentsina misy. Noho ny gel mavesatra izay manana haditina soda mihoatra ny 30 (>30), dia misoroka tanteraka ny fiandronan’ny rano. Ao anatin’ny 10 hatramin’ny 15 minitra no hanalan’ny gel mpanadio fantsona IMPEC ny menaka, na savony, na volo, na poti-tsakafo dia manadio ny fantsona rehetra ka mahatonga ny rano hikiriana tsara. Tsy manimba ny fantsona na ny emaille izy (eny fa na di any vita amin’ny plasitika aza).

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Categories: ,
Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Gel Déboucheur (gel fanadiovana fantsona)
Fanadiovana fantsona amin’ny soda. (Soude)

Your email address will not be published. Required fields are marked *