IMPEC Eau Déminéralisée (Rano voadio tsy misy singa hafa)
Ho an’ireo milina mandeha amin’ny entona sy ny angovon’aratra.

Ny rano voadio tsy misy singa hafa (eau déminéralisée) dia natao manoka mba hisorohana ny fiforonan’ny loto miraikitra.

Izy dia natao ampiasaina amin’ny fera fipasoana lamba sy amin’ny milina lehibe mandeha amin’ny entona. Noho ny raiki-pohiny, dia azo          atao tsara ny mampiasa azy io hanapohana ny rano anaty angovon’aratra ary tsy misy atahorana ny mety hisian’ny fiandronanan’ny kalilera mety hitarika fahasimbana any aoriana.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Eau Déminéralisée (Rano voadio tsy misy singa hafa)
Ho an’ireo milina mandeha amin’ny entona sy ny angovon’aratra.

Your email address will not be published. Required fields are marked *