IMPEC Eau de Javel
2,7% ny tahan’ny haditin’ny klora ao anatiny.

Ny eau de Javel dia miady amin’ny bakteria sy mamono ny mikraoba faran’izay mandaitra. Izy dia matetika ampiasaina iadiana amin’ny mikraoba ary koa amin’ny famerenana ny fikojakojana ny fahsalamana amin’ny sehatra maro. Amin’ny ankapobeny dia atao izay hampatsora azy ao anaty rano madio arakaraka ny fatra izay ilaina ho ampiasaina.

Ny eau de Javel IMPEC , amin’ny tahan’ny haditiny mahatratra 2,7% dia azo ampiasaina tsara ho singa mpanafotsy sy mpanala loto. Izy ihany koa dia manana fahafahana manala fofona izay miaraka amin’ny fahafahana manadio.

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

1L, En vrac

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “IMPEC Eau de Javel
2,7% ny tahan’ny haditin’ny klora ao anatiny.

Your email address will not be published. Required fields are marked *