CARMEN Pro simple
Mpizara savony.

Mpizara ranon-tsavony mipetaka amin’ny rindrina natao ho an’ny matihanina sy ny tsirairay. CARMEN Pro simple dia fitaovana voaaro sy mihidy amin’ny lakile ary mora fenoina raha lany.

Io mpizara ranon-tsavony mipetaka amin’ny rindrina io dia azo ampiasaina toy ny mpizara “gel hydro-alcoolique”, fanasana tànana (lave-main), fandroana (gel douche),  shampooing sy fanasana vilia (liquide vaisselles).

CARMEN Pro simple dia mety koa amin’ny filàn’ny tsirairay.

Fatrany: 800ml

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

Simple réservoir, Double réservoirs

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “CARMEN Pro simple
Mpizara savony.

Your email address will not be published. Required fields are marked *