CARMEN Pro double
Mpizara fanasana volo (shampooing) sy fandroana (gel douche).

Ny CARMEN Pro double dia mpizara fanasana volo (shampooing) sy fandroana (gel douche) natao indrindra ho an’ireo orin’asa sy CHR. Izy io dia voaaro sy mihidy amin’ny lakile mba ahazoana antoka tsara any ao anatiny sy ho fanamorana ny fomba famenoana indray raha lany. Mba hisian’ny fahadiovana tanteraka,CARMEN Pro double diam mety ho fitaovana manampy anao isan’andro.

Io mpizara miantona amin’ny rindrina io dia azo ampiasaina toy ny paompy amin’ny fanasan-tànana (lave-main), fandroana (gel douche), fanasana volo (shampooing) sns.

Fatrany: 400ml X 2 : 800 ml

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

Simple réservoir, Double réservoirs

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “CARMEN Pro double
Mpizara fanasana volo (shampooing) sy fandroana (gel douche).

Your email address will not be published. Required fields are marked *