CARMEN 2.0
Mpizara savony mandeha ho azy (automatique)

Azonao jifaina nanomboka ny volana Oktobra 2017 ny CARMEN 2.0, voasarika tokoa ny ankabeazan’ny mpampiasa azy. Ny bikany tsotra nefa mihaja dia mahatonga azy ho mpizara tsy manam-paharoa!

CARMEN dia marika Malagasy voalohany ho mpizara savony mandeha ho azy (automatique). Io karazany vaovao io dia nasiana fitahirizan-tsavony mahazaka fatra 250ml, misy bokotra fandefasana ary “capteur à infra rouge” izay mizara ny ranon-tsavony rehefa mandala eo ambanin’ny “capteur” ny tànana.

Io karazana CARMEN io dia azo jifaina amin’ny lokony mangirana fotsy (argenté).

Raha mila fanampim-panazavana ianao, aza misalasala manatona anay.

Additional information
Variations

Simple réservoir, Double réservoirs

Reviews (0)

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “CARMEN 2.0
Mpizara savony mandeha ho azy (automatique)

Your email address will not be published. Required fields are marked *